Contact

Compositeur de musiques classique

 





NOEL    BACH MENDELSSOHN HEANDEL MOZART BEETHOVEN HAYDN J HAYDN M


Notre labeur est accompli


Tu me veux à ton service


La veille de sa mort


Misaora! Misaora an'i Jehovah


J'ai soif de ta présence


Sélectionner une langue: Sélectionner la 1ère lettre :
Sélectionner un cantique :

Lay ora tao Getsemane



      AVI            

'Lay ora tao Getsemane
Tsaroako tsara izao,
Fa Tompo tia sy lehibe
No ory loatra tao;
Tsaroako 'zao Getsemane
'Zay niaretanao,
Tsy haiko hadinoina re,
'Lay fahoriana tao.
Ny mpianatrao, malalanao
Natory avokoa;
Nafoin'izao, rehetra izao,
Jesosy Tompo soa;
Tsaroako 'zao,
Tsaroako 'zao Getsemane
'Zay niaretanao,
Tsy haiko hadinoina re,
'Lay fahoriana tao.
Nanjary ra ny dinitrao
Noho ny helokay;
Fadiranovana Hianao
Nisolo voina anay;
Tsaroako 'zao,
Tsaroako 'zao Getsemane
'Zay niaretanao,
Tsy haiko hadinoina re,
'Lay fahoriana tao.
Soraty ao am-poko re,
Ho sary velona ao,
Ny sarin'i Getsemane
Zay niaretanao;
Tsaroako 'zao,
Tsaroako 'zao Getsemane
'Zay niaretanao,
Tsy haiko hadinoina re,
'Lay fahoriana tao.

Oh! viens, Seigneur, ne tarde pas


O Saviour, precious Saviour


Acclamez le Seigneur avec joie


Disciples du Seigneur


O mort, où est ton aiguillon