Contact

Compositeur de musiques classique

 





NOEL    BACH MENDELSSOHN HEANDEL MOZART BEETHOVEN HAYDN J HAYDN M


Pour nous, Christ meurt


Viens, Saint Esprit, Dieu createur


Es muss uns doch gelingen


Flamme jaillie d auprès de Dieu


Alléluia


Sélectionner une langue: Sélectionner la 1ère lettre :
Sélectionner un cantique :

Manatona Anao izao



      AVI            

Manatona Anao izao,
Ry Jeso, ny madinikao,
Ampandrosy ny dianay,
Fa ta hahita Anao izahay.
Hidera ny Anaranao
No zava tianay hatao;
Miravoravo izahay,
Fa teraka ny Tomponay.
Ny lanitra nilaozanao,
Hanavotra ny olonao,
Ho zanak'Andriamanitra
Hifaly ao an danitra
Tsy takatray heverina
Ny fitiavan dalina,
Izay nitiavanao anay,
Ka dia misaotra Anao izahay.
Tariho, Tompo, izahay,
Ambinonao ny dianay,
FA samy ta handray Anao
Izahay mivory eto izao.
O, ry Sakaiza mainay,
Mba te ho olonao izahay
Hipetraka eo anilanao,
Fa mamy ny fitianao.
Raha manana Anao izahay,
Tsy hisy hatahoranay,
Fa zaza voamarikao
Ho isan'ny arovanao.
Raha ao an danitra vaovao,
Izahay sy ny anjelinao
Hisaotra sy hidera Anao
Manatrika ny tavanao


Garde et retiens ce que tu as


Shma Israël


Béni soit mon Dieu


O Dieu! crée en moi


Fiancé divin