Contact

Compositeur de musiques classique

 





NOEL    BACH MENDELSSOHN HEANDEL MOZART BEETHOVEN HAYDN J HAYDN M


Comme un troupeau que le danger


Lève toi, lève toi


Du haut de la montagne


It Came upon the Midnight Clear


Voyez l'etendard celeste


Sélectionner une langue: Sélectionner la 1ère lettre :
Sélectionner un cantique :

Jeso sakaizanay



      AVI            

Jeso sakaizanay,
Jeso anay;
Sady tsy mahafoy,
Jeso anay;
Raha ny olona
Mety mandao anay,
Jeso no tsy mandao,
Jeso anay.
Jeso Sakaizanay,
Jeso anay;
Izy no Avotray,
Jeso anay;
Maty ny Tomponay
Noho ny helokay
Afaka izahay,
Jeso anay.
Jeso Sakaizanay,
Jeso anay;
Izy no Aronay,
Jeso anay;
Reraka izahay
Noho ny adinay,
Jeso no herinay,
Jeso anay.
Jeso Sakaizanay,
Jeso anay;
Izy no Lalanay,
Jeso anay;
Lalana marina
Hahatongavanay
Any an danitra,
Jeso anay.
Jeso Sakaizanay,
Jeso anay;
Manana izahay,
Jeso anay;
Jeso Sakaizanay
No hovantaninay
Any an danitra,
Jeso anay.


One heart and soul


Seigneur en ta victoire


Au dernier jour


Quand ton peuple, au désert


O Holy Spirit, by whose breath