Lay alim pamonjena
AVI
Lay alim pamonjena
Tsarovako eto izao
Fa Tompo be harena, no teraka tamin'io
He! mahagaga ilay fitia nasehon'Andriamanitra
He! Ravo ny fo
He mirana koa
Mifaly sambatra doria
Miventy ny hiran'ny lanitra
Halelouia
Lay alim-pamonjena
Tsarovana eto tokoa
Fa vita fanekena izaho sy ny tompo soa
Ny tenako atolotro, ny tenany ho avotro
He ! Ravo ny fo
He mirana koa
Mifaly sambatra doria
Miventy ny hiran'ny lanitra
Halelouia