Contact

Liste de Cantiques

Liste de Cantiques de Noël





NOEL    BACH MENDELSSOHN HEANDEL MOZART BEETHOVEN HAYDN J HAYDN M

 

 


Come Thou long expected Jesus


The happy Christmas comes once more


Give heed, my heart


In deze nacht werd ons geboren


Herbei, o ihr Glaub’gen


Accueil   

Sélectionner un cantique :

Izao Noely mamy izao



      AVI            

Izao Noely mamy izao
No ihobiantsika
Fa noresen'ny aim baovao
Ny fahafatesantsika:
Ny Zanak'Andriamanitra,
Izay Tompom boninahitra,
Nandao ny lapan dRainy
Nateraka ho olona
Antsika sombin'ny ainy.
Velomy ny fisaorana,
Na kely monja aza,
Ka aoka izay navotana
Hiara hankalaza
Ny Zanak'Andriamanitra
Niala tao an danitra
Hanafaka alahelo;
Ry voavonjy ô! derao
Jesosy Ilay Mpanjakanao
He, gaina izao ny helo!
Izao Andriamanitra
Dia faly, amintsika:
Jesosy, Tompon danitra.
No tonga namantsika;
Ho re hatrany lavitra
Fa foin'Andriamanitra
Ilay sitraky ny finy
Hitondra fahoriana,
Hiara pijaliana
Ho solon'ny mpikomy
Na dia tratry ny manjo,
Izay mampiferin'aina,
Izaho tsy hamoy fo,
Fa manan kantenaina;
Jesosy dia Zokiko,
Ka tsy hohadinoiko,
Fa Izy tia ahy;
Ny tenim piadanany
No hery anohanany
Ny foko, izay manahy.
Haleloia, fa tapitra
Ny fahoriantsika!
Derao Andriamanitra,
Izay efa tia antsika
O, ry fanahiko, derao
Jesosy, Izay Mpamonjinao,
Harena tsy ho lany.
Haleloia, haleloia!
Fa azo ny Mpanavotra,
Anao ny fanjakany!

Debout, saint sacerdoce


The King shall come when morning dawns


De joie, oh! tressaille, terre et ne crains point


Cicha noc


Mon cœur t'adore, ma voix t'honore